• Open Daily: 10am - 10pm
    Alley-side Pickup: 10am - 7pm

    3038 Hennepin Ave Minneapolis, MN
    612-822-4611

Open Daily: 10am - 10pm | Alley-side Pickup: 10am - 7pm
3038 Hennepin Ave Minneapolis, MN
612-822-4611
Revio Tsara Soratra

Revio Tsara Soratra

Paperback

General Fiction

ISBN10: 1326935968
ISBN13: 9781326935962
Publisher: Lulu Pr
Published: Jan 31 2017
Pages: 78
Weight: 0.23
Height: 0.16 Width: 5.83 Depth: 8.27
Language: Malagasy
Ny Revio Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mampiranty asa soratra voakaly sy mateza vakiana, na sombin-tantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Revio Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an'ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa sorany amin'ireo mpankafy izany. Ho hitanao ato ny sanganasan'i Esther Randriamamonjy, Soamiely Andriamananjara, Hemerson Andrianetrazafy, Mossieur Njo, Mero Kosiky, Iriana Solevayn, Hanitr'Ony, Rojo, Hoby Rasolofoarimasy, Volatiana Rahaga, Tahirintsoa, Riva, Adrien Ratsimbaharison, Naivo, Mina Ilarion, Ny Maoza.

Also in

General Fiction